Partagez vos passions
Rejoignez la communauté

  • Parfait Partout


    Facebook Twitter';

    Malagasy aho, loharano tovozon-tsy ritra ny harenako. Ilay harena voajanahy dia ny fahendren-drazako izany. Eto isika no hizara izany amin'ireo Malagasy maro mahalala fa ilaina ny miverina any an-doharano.
    Raha te hifandray amiko ianao dia jereo ny pejy
    - Facebook : https://www.facebook.com/pages/Instant-Malagasy/552052491538017
    - Twitter : https://twitter.com/parfait_partout
    - Google + : https://plus.google.com/116309088158390056528
    Am-pitiavana, Parfait

    • a posté un article :

      Te
      TE ... Te hitomany saingy ritra ranomaso, Te hifaly saingy songonan'ny ankaso, Te hitia saingy matahotra haratra, Te ho roa saingy irery hatrany ka tsy zatra, Te ho any saingy tsy mahita lalana ombana, Te ho afaka saingy mangeja loatra ny ...

    • a posté un commentaire sur l'article Ny Randrana de Parfait Partout

    • a posté un article :

      TSODRANO
      Ny masoko eny akia raha toa manganohanoTsy ny ratram-poko akory no hikorinanyFa piti-dranomaso hanefa ny tsodranoMirary soa anao ho sambatra eo anilany,Ny vavako ihany koa raha toa hiloa-peosanatria hanozona na mafy izany lavinaf’hamb...

    • a posté un article :

      ORINASA
      Ilay vavana iny Nahantra iry fahiny, Tsy hay fa dia lasa Nanangana orinasa Izato orinasany Hainy sy voatantany Niroborobo fatratra, Marobe mpanaraka Teny an-tsena teny Teny rehetra teny , Ny asa no niatomboka Hahabe mpiroboka Tsy renivol...

    • a posté un article :

      IMALIKO
      ARINDRINA TSY HISETRA NY RIVOTRAO MANDALO NY FOKO FA AMPY AZY IZAY TAFIOTRA NANDITSOKA NY MASONY TSY NAHITANY AKORY FA, HAY EFA LASANAO NY KANTONY DIA, NOFO TSY RAVA SISA TAVELAN’ILAY IZAHO TSISY PENTINA SOLAFAKY NY TENY VOADINTY SY...

    • a posté un article :

      Tsimandrimandry dimampolo taona lasa
      Mahaleova mahalasàna Ry tany hihereko Ny am-polon-taona dimy Nivahan’ny fatorana tamin’ireo mpanjanaka Nosoloana vahoaka an’alan-kisa gejain’ny fahoriana Isan’andro isa-minitra…   Zanahary ...

    • a posté un article :

      NY LEHILAHY
      ny tena lehilahy dia toy ilay vatolahy an_tampon'ny havoana, ilay mijoro foana mihafy tsy mifindra na oram_be mikija na danika hain'andro, fanalan-dranon'ando na rivotra mifofo sy varatra an-jolofo, ny tena lehilahy dia ilay fanahy mitraka...

    • a posté un article :

      Kabary am-pandevenana (ohatra 1)
      Tompokolahy sy tompokovavy Raha midona ny oran'Ankaratra, ny mana-katsaka aloha dia mamboly fa ny nilaoza-malala kosa misento. Mitsangana eto ny tenako, mitsangan-tsy zota fa noho ny teny tsy misy ifantenana. Tsy hafaliana tokoa mantsy no e...

    • a posté un article :

      Ny Sainam-pirenena malagasy
      Ny Mena : lokon’ny tanimena fanao lalotr’irony rindrin’ela fahizany teto Imerina. Mena toy irony lambamena famonosana ny razan’ireo Andriana niamboho Mena koa anefa, toy ny ran’ombalahy reharehan’...

    • a posté un article :

      TE...
        Te hitomany saingy ritra ranomaso,   Te hifaly saingy songonan'ny ankaso,   Te hitia saingy matahotra haratra,   Te ho roa saingy irery hatrany ka tsy zatra,   Te ho any saingy tsy mahita lalana ombana,  ...

    • a posté un article :

      Akoako akorandrika
      Indramo ny lalana mizotra makany amin’ny fitsihifam-panahy Dia izay toroka miteli-teny no sisa hosivanina Fa ‘reo vavany tsy maty te ho ringana Hisaona eo atsimon-tsaroana ny nofo rehetra Nangidihidy ranon-teny fonizany&hellip...

    • a posté un article :

      [Sans titre]
      Mipongatra tsy tana Toa setroka atosi-drivotra Ny fiontanam-pifaliana Fa to izay niriana…

    • a posté un article :

      HO NENIKO
      Fantatro mialoha, na mbola tsy mivoha aza itsy varavarana voasoratra fa lalana ho amin’ny ampitso, fantatro: tsy diso raha ny eritreritro fa ,eny,mbola ho neniko ny maminaninany, mitety vazan-tany amin’ito peniko. Fantatro ...

    • a posté un article :

      RESY
      Inona intsony no hany sisa andrasany Fa hivarina izy, Hazo amoron-tevana… Rotika ny fony ravan’ny fitiavany Gina sady kivy, Lasa ny tehezana Indrisy re ry tsaho namalana ny toky Resinao aho, Nifarana ny boky… Ny verez...

    • a posté un article :

      NY TOKY
      Tsy toy ny fahiny Fa nopotehin-doto Ny toky virijiny Niainan’ito foko, Vita ka nafoiny, Lasa tsy hiverina Na hitampody intsony Ny toky izay natelina… Indray mipika maso Ny hetraky ny ankaso Hamotika an-droky Hanary ilay to...

    • a posté un article :

      Ho anao malahelo
      Ho anao malahelo Raha ny lasa omaly No tanisaina lava Harary ianao,hijaly Ho malomalo-tava, Io anie aretina Tokana fanafana Dia ny manadino, Aoka tsy ho ventesina Ny ratsy efa lasana Ny ho avy no banjino, Aoka tsy hietry, Andramo ny mi...

    • a posté un article :

      ZANDRY
      aoka leitsy zandry,aza hananganan-tsandry tonio aloha ny fo,aoka ialahy tsy ho tohina raha hiteny kely hamoha fota-mandry: "gasy leitsy isika,aoka tsy ho adinoina, aoka leitsy zandry,isika manam_pady tandroka,arofanina miaro amin-dratsy ka...

    • a posté un article :

      LASA AHO
      Handeha aho ka hamela anao Ianao 'lay tsy foiko Tsy sanatria hoe handao Fa io no lahatra avy amin'ny Tompo.   Tsy midika inona ny fisarahana Io no lalam-piainana eto an-tany Tsy hisy akory fitsaharana Raha ny momba izany.   Fisar...

    • a posté un article :

      Mi-A.V
      I  RAHANITRANIRINA Volatiana Eliane mpanoratra eto amin'ny Instant Malgache. no ten  Mi-A.V (MiAndryVola) no solon'anarany eo amin'ny kanto. Maro ny tara-kevitra mahaliana sy mahasarika ny aingam-pahaniny fa ny tena maro amin'izy...

    • a posté un article :

      NOANA !
      Te hisavika tadio, Hanafaka tsapatsapan'ny talily mankadiry, Dotra tsy nitazana, Mihiaka mankadilo ireo efa lasan-ko razana, Sioka manely tioky, Toaka mitanika eritra efa lany habaka itazanana, Vazana mihintsana, Manome fahalalahana ny eo a...

    • a posté un article :

      TOVOVAVY TSARA FA....
      mpiatsarivelatsihy no sady tia tena, mirafitra toa trano,manaitra raha jerena mihaingo sy miravaka karazam-boninkazo raozy miampy pika efa madiva halazo, mandrapaka tsy miera,tsy mampilaza akory, io no mampisaona no sady mampahory ireo tai...

    • a posté un article :

      HO INONA
      ho inona tokoa raha toa ka mbola hikoro ny nofo antenaina sy hita fa mijoro, kanefa hiavonana,hanamboniana tena fasana toa kanto mirava_bolamena, ho inona tokoa raha toa ka mbola ho foana ny vola aman-karena nangonina aman-taona, kanefa hi...

    • a posté un article :

      SAROBIDY
      Mitantana ahy ny tanany Ny lalako ho lalany Zava-tsarobidiko Fitia tsy ho voavidiko   Volamena soa  Tsy manam-paharoa Mamy toa tantely Tsy foiko velvely   Atolotro ny ananako  Ny zanany ho zanako Roa fa lasa iray Fitia m...

    • a posté un article :

      TEO ANTANINARENINA
      Misarintsarinao daholo  Ny lokon'ny tontolo rehetrarehetra tazako miloko anao fitiavako Manao fangalapiery anaty vondron'olona Ny masoko ankiroa  tampoka mijery ny avy eo ivoho sasatra mandinika ny olona eo aloha  Tapitra voa...

    • a posté un article :

      TSY...
      Tsy naha-soratra ny tanako Na ady rima fohy Ho entina manjohy Ity takariva kanto Aleo aho, hiaina ny hasambarako!     Ny volana efa takatro Lalaoviko eto antanako Lokoiko menamena Ampiako fotsy kely Lafatra ny androaniko Ka hatram...

    • a posté un article :

      ANKAMANTATRA
      Misy zazakely , manao kisarisarina zavatra tsy fantatra  eo ambaravarankely Fa mantsy raha mba fantany Mba manao kisarisarina fitiavana ankamantatra , koa ilay foko kely.   Ahodiny ny peniny , manao kiboribory misarisary volana&nb...

    • a posté un article :

      NIRAVO
      Ny Andriambavilanitra, sakaizan'ny soratra, ny teatra ary mpankafy sy mpanondro-bidy ny riba sy ny hai-kanto malagasy eto amin'ny Instant Malagasy tsy iza izany fa i RANRIANANTOANINA Voahirana na koa fantatra amin'ny Solon'anarana hoe NIRA...

    • a posté un article :

      NATAO HISAINANA
      Eh! 'Zato ianao ry fiainana eto an-tany, Tsy hitanao akory ireo fo izay mitomany, Be ireo mijaly ianjadiam-pahoriana, Hany ka misotro ilay rano izay tsy tiana.   Eh! 'Zato ianao ry fiainana eto an-tany, Ekena koa fa maro ny zavatrao za...

    Plus...

    Blogs de Parfait Partout

    Blogs favoris

    Parfait Partout n'a pas encore de blogs favoris

    Suit 0 membres

    Parfait Partout ne suit pas de membre

    Suivi par 0 membres

    Parfait Partout n'est suivi par aucun membre